Ohabolana 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Ary izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa dia tsy maintsy ho voasazy.+ Ohabolana 24:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao,Ary aza avela ho falifaly ny fonao raha tafintohina izy,+18 Sao ho hitan’i Jehovah izany ka tsy ho faly Izy,Ary tsy ho tezitra amin’ilay fahavalonao intsony.+
5 Izay manesoeso ny mahantra dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Ary izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa dia tsy maintsy ho voasazy.+
17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao,Ary aza avela ho falifaly ny fonao raha tafintohina izy,+18 Sao ho hitan’i Jehovah izany ka tsy ho faly Izy,Ary tsy ho tezitra amin’ilay fahavalonao intsony.+