-
Ezekiela 26:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Tyro momba an’i Jerosalema:+ ‘Tsara ho azy izay! Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako indray izao ny hanan-karena be, satria izy efa rava.’ 3 Noho izany, dia izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homelohiko ianao, ry Tyro, ka hisy firenena be dia be hoentiko hanafika anao, hoatran’ireny onjan-dranomasina miakatra ireny.
-