Genesisy 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary namorona olona* avy tamin’ny vovoky+ ny tany i Jehovah Andriamanitra, dia nitsoka fofonaina+ nankao amin’ny vavorony, ka lasa zavamananaina*+ ilay olona. Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+ Asan’ny Apostoly 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 Ary namorona olona* avy tamin’ny vovoky+ ny tany i Jehovah Andriamanitra, dia nitsoka fofonaina+ nankao amin’ny vavorony, ka lasa zavamananaina*+ ilay olona.
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+