-
Deoteronomia 34:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary 120 taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony, sady tsy nihena ny heriny.
-
-
Joba 42:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Taorian’izany, dia mbola velona 140 taona i Joba ka nahita ny zanany sy ny zafikeliny, hatramin’ny taranaka fahefatra.
-