-
Ezekiela 33:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Hoy anefa ianareo: ‘Tsy rariny ny ataon’i Jehovah!’+ Koa hotsaraiko arakaraka izay nataonareo avy ianareo, ry taranak’Israely ô!”
-
-
Romanina 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+
-
-
Apokalypsy 22:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “‘Ho avy haingana aho, ary efa vonona aho hamaly ny tsirairay arakaraka izay ataony.+
-