Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 86:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ianao kosa, Jehovah ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy mangoraka,*Tsy mora tezitra, tena be fitiavana sy tsy mivadika, ary mendri-pitokisana.*+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
15 Fa ianao kosa, Jehovah ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy mangoraka,*Tsy mora tezitra, tena be fitiavana sy tsy mivadika, ary mendri-pitokisana.*+