Joba 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia ho lasa mpamonjy ahy izy,+Satria tsy misy olona tsy matahotra azy* ho afaka hiseho eo anatrehany.+ Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra* rehefa ringana izy,+Rehefa esorin’Andriamanitra ny ainy?
16 Dia ho lasa mpamonjy ahy izy,+Satria tsy misy olona tsy matahotra azy* ho afaka hiseho eo anatrehany.+
8 Fa inona moa ny fanantenan’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra* rehefa ringana izy,+Rehefa esorin’Andriamanitra ny ainy?