-
Joba 35:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Misoka-bava hiteniteny foana i Joba;
Miteniteny be izy, nefa tsy mahalala na inona na inona akory.”+
-
-
Joba 38:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Iza moa izao manamaizina ny fikasako izao,
Ka miresaka zavatra tsy fantany akory?+
-