-
Joba 34:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 ‘Miresaka zavatra tsy fantany i Joba,+
Ary hita amin’ny teniny fa tsy misaina tsara izy.’
-
-
Joba 38:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Iza moa izao manamaizina ny fikasako izao,
Ka miresaka zavatra tsy fantany akory?+
-