Salamo 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany? I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!+ Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao. Jeremia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Be fitiavana sy tsy mivadika amin’olona an’arivony ianao, nefa mamela ny zanaka hiharan’ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy.*+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay tena miavaka sy mahery, ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.
8 Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany? I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!+
4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao.
18 Be fitiavana sy tsy mivadika amin’olona an’arivony ianao, nefa mamela ny zanaka hiharan’ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy.*+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay tena miavaka sy mahery, ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.