FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mpiady tena mahery i Jehovah.+ Ary Jehovah no anarany.+

  • 1 Samoela 17:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary ho fantatr’izay rehetra tafangona eto* fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hataony resinay ianareo rehetra.”+

  • 2 Tantara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy izy: “Henoy tsara aho, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no tenin’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra na mihorohoro noho io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+

  • Isaia 42:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy matanjaka i Jehovah.+

      Efa maika hanao zavatra hoatran’ny miaramila izy,+

      Ary hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady.

      Dia hasehony fa mahery noho ny fahavalony izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara