2 Samoela 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nandefa ny zana-tsipìkany+ izy ka niparitaka ny fahavalony;Nandefa tselatra izy ka nataony nisahotaka+ ireny. Salamo 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nandefa ny zana-tsipìkany izy ka niparitaka ny fahavalony;+Nandefa tselatra izy ka nataony nisahotaka ireny.+ Salamo 144:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ataovy mitselatselatra ny tselatra ary aparitaho ny fahavalo;+Alefaso ny zana-tsipìkanao ary ataovy misahotaka+ izy ireo.
15 Nandefa ny zana-tsipìkany+ izy ka niparitaka ny fahavalony;Nandefa tselatra izy ka nataony nisahotaka+ ireny.
14 Nandefa ny zana-tsipìkany izy ka niparitaka ny fahavalony;+Nandefa tselatra izy ka nataony nisahotaka ireny.+
6 Ataovy mitselatselatra ny tselatra ary aparitaho ny fahavalo;+Alefaso ny zana-tsipìkanao ary ataovy misahotaka+ izy ireo.