Amosa 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Ilay manao ny tohatra mankany an-danitra,Sy manao tafo boribory* eo ambonin’ny tany,Ilay miantso ny ranomasinaMba handraraka azy eny ambonin’ny tany.+Jehovah no anarany.’+
6 ‘Ilay manao ny tohatra mankany an-danitra,Sy manao tafo boribory* eo ambonin’ny tany,Ilay miantso ny ranomasinaMba handraraka azy eny ambonin’ny tany.+Jehovah no anarany.’+