- 
	                        
            
            Zakaria 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        10 “Mangataha orana amin’i Jehovah rehefa tonga ny fotoanan’ny orana amin’ny lohataona. I Jehovah no mampisy rahona mitondra oram-baratra, Sy mandatsaka orana ho an’ny olona,+ Ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay. 
 
-