-
Joba 11:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia hampahafantariny anao ny tsiambaratelon’ny fahendrena,
Satria be dia be no azo ianarana momba ny tena fahendrena!
Dia ho azonao fa tsy tian’Andriamanitra hotadidina ny fahadisoanao sasany.
-
-
Joba 15:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Inona moa izay olombelona mety maty no hadio,
Na izay atera-behivavy no ho marina?+
-
-
Joba 22:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Mila olona angaha moa Andriamanitra?
Sa mahasoa azy ny olona lalin-tsaina?+
-