FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tena tia ahy sy tsy nivadika tamiko mihitsy ianao, sady nitana ny teninao tamiko foana, nefa izaho mpanomponao tsy mendrika an’izany.+ Fa tsy nanana afa-tsy tehina aho tamin’izaho niampita an’ity Reniranon’i Jordana ity, nefa izao aho lasa manana antokon’olona roa.+

  • 1 Samoela 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 I Jehovah no mampahantra sy mampanan-karena;+

      Izy no mampietry sy manandratra.+

  • 2 Tantara 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Amazia taminy: “Dia ahoana izany ny amin’ireny volafotsy 100 talenta efa nomeko ny miaramilan’ny Israely ireny?” Hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Afaka manome anao mihoatra lavitra noho izany i Jehovah.”+

  • Ohabolana 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izay manetry tena sy matahotra an’i Jehovah

      Dia hahazo harena sy voninahitra ary fiainana.+

  • Isaia 61:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,

      Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.

      Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+

      Dia hifaly mandrakizay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara