FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 16:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Efa nandre zavatra be dia be hoatr’izany aho.

      Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+

       3 Hisy farany ve izany resa-be izany?

      Fa inona no mahatonga anao hamaly hoatr’izany?

  • Joba 21:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa nahoana ianareo no manome ahy fampiononana tsy misy dikany?+

      Tsy misy afa-tsy lainga ny valin-teninareo!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara