Joba 3:20, 21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahoana no ataony mahita masoandro ny olona mijaly,Ary omeny aina ny olona mizaka ny mangidy?+ 21 Nahoana izy ireo no te ho faty nefa tsy mety tonga Rafahafatesana?+ Mikaroka an’izany mihoatra noho ny harena miafina izy ireo,
20 Nahoana no ataony mahita masoandro ny olona mijaly,Ary omeny aina ny olona mizaka ny mangidy?+ 21 Nahoana izy ireo no te ho faty nefa tsy mety tonga Rafahafatesana?+ Mikaroka an’izany mihoatra noho ny harena miafina izy ireo,