FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa maraina ny andro, dia niara-nandinika daholo ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka hoe ahoana no hamonoana an’i Jesosy ho faty.+ 2 Ary nofatoran’izy ireo izy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato governora.+

  • Lioka 23:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna kosa nitsangana matetika, sady niampanga mafy azy. 11 Dia nanao tsinontsinona azy+ i Heroda sy ny miaramilany. Naneso azy+ koa i Heroda, ka nampanaoviny akanjo tsara tarehy izy ary avy eo naveriny tany amin’i Pilato.

  • Apokalypsy 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara