FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Vao nazava ratsy ny andro, dia niara-nidinika ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna, izany hoe ny Fitsarana Avo Jiosy manontolo. Ary nofatoran’izy ireo i Jesosy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato.+

  • Lioka 22:66
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Rehefa maraina ny andro, dia nivory ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka, izany hoe ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna.+ Ary nentin’izy ireo tao amin’ny trano nisy ny Fitsarana Avo Jiosy izy, ka noteneniny hoe:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara