-
Matio 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Rehefa maraina ny andro, dia niara-nandinika daholo ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka hoe ahoana no hamonoana an’i Jesosy ho faty.+
-
-
Marka 15:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Vao nazava ratsy ny andro, dia niara-nidinika ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna, izany hoe ny Fitsarana Avo Jiosy manontolo. Ary nofatoran’izy ireo i Jesosy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato.+
-