-
Lioka 22:66Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
66 Rehefa maraina ny andro, dia nivory ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka, izany hoe ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna.+ Ary nentin’izy ireo tao amin’ny trano nisy ny Fitsarana Avo Jiosy izy, ka noteneniny hoe:
-