FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rariny ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Tsy mivadika amin’ny teninao mantsy ianao, fa izahay no nanao ratsy.+

  • Salamo 35:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hitantara* ny fahamarinanao ny lelako,+

      Sady hidera anao tontolo andro.+

  • Salamo 59:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa izaho kosa hihira momba ny herinao;+

      Hiresaka momba ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao aho, rehefa maraina.

      Fa ianao no fialofana azoko antoka,+

      Sy toerana fandosirako amin’ny andro ahitako fahoriana.+

  • Daniela 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ianao no manao ny rariny, Jehovah ô, fa izahay kosa menatra.* Menatra izahay mponin’i Joda sy Jerosalema ary ny Israely rehetra izao, na ny lavitra na ny akaiky, dia izay any amin’ny tany rehetra nanaparitahanao an-dry zareo noho izy nivadika taminao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara