FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary teo ny iray tamin’ny mpanompon’i Saoly tamin’iny andro iny, fa voatery nijanona teo anatrehan’i Jehovah izy. Doega+ no anarany, Edomita+ izy, ary lehiben’ny mpiandry ondrin’i Saoly.

  • Salamo 94:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mandra-pahoviana no mbola hifaly ny ratsy fanahy,+ Jehovah ô?

      Mandra-pahoviana?

       4 Miteniteny foana sy mirehareha izy ireo;

      Mizahozaho ny mpanao ratsy rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara