Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 123:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy.+ Mihazakazaka mankao ny olo-marina ka voaro.*+
2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+