FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hamaly ny vavaka ataonao anie i Jehovah, amin’ny andro fahoriana!

      Hiaro anao anie ny anaran’ilay Andriamanitr’i Jakoba!+

  • Salamo 79:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahay

      Noho ny anaranao be voninahitra;

      Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+

  • Ohabolana 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy.+

      Mihazakazaka mankao ny olo-marina ka voaro.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara