Salamo 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hidera an’i Jehovah aho fa manao ny rariny izy;+Hihira fiderana* aho ho an’ny anaran’i Jehovah,+ ilay Avo Indrindra.+ Salamo 52:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hidera anao mandrakizay aho noho izay nataonao;+Hasehoko eo anatrehan’ireo tsy mivadika aminaoFa manantena ny anaranao aho,+ satria tsara izany.
17 Hidera an’i Jehovah aho fa manao ny rariny izy;+Hihira fiderana* aho ho an’ny anaran’i Jehovah,+ ilay Avo Indrindra.+
9 Hidera anao mandrakizay aho noho izay nataonao;+Hasehoko eo anatrehan’ireo tsy mivadika aminaoFa manantena ny anaranao aho,+ satria tsara izany.