Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 59:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho avy hanampy ahy ilay Andriamanitra tia ahy sy tsy mivadika amiko;+Hataon’Andriamanitra faly mahita ny fahavaloko resy aho.+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+
10 Ho avy hanampy ahy ilay Andriamanitra tia ahy sy tsy mivadika amiko;+Hataon’Andriamanitra faly mahita ny fahavaloko resy aho.+