1 Samoela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary i Davida nijanona tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha, teny amin’ny faritra be tendrombohitra tany an-tany efitr’i Zifa.+ Nitady azy foana i Saoly, nefa tsy natolotr’i Jehovah teo an-tanany izy.+
14 Ary i Davida nijanona tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha, teny amin’ny faritra be tendrombohitra tany an-tany efitr’i Zifa.+ Nitady azy foana i Saoly, nefa tsy natolotr’i Jehovah teo an-tanany izy.+