Deoteronomia 33:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fialofana hatramin’ny taloha ela be Andriamanitra,+Ary hanohana anao ny sandriny maharitra mandrakizay.+ Horoahiny hiala eo anatrehanao ny fahavalo,+Sady hiteny izy hoe: ‘Aringano ireny!’+ Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
27 Fialofana hatramin’ny taloha ela be Andriamanitra,+Ary hanohana anao ny sandriny maharitra mandrakizay.+ Horoahiny hiala eo anatrehanao ny fahavalo,+Sady hiteny izy hoe: ‘Aringano ireny!’+