2 Samoela 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona daholo àry ny anti-panahin’ny Israely. Ary nanao fifanekena tamin’izy ireo+ teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida Mpanjaka. Dia nohosoran’izy ireo ho mpanjakan’ny Israely i Davida.+ Mpitoriteny 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy aho: “Ankatoavy ny didin’ny mpanjaka,+ satria nianiana tamin’Andriamanitra ianao.+
3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona daholo àry ny anti-panahin’ny Israely. Ary nanao fifanekena tamin’izy ireo+ teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida Mpanjaka. Dia nohosoran’izy ireo ho mpanjakan’ny Israely i Davida.+