Salamo 37:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+ Salamo 62:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, fialofana* azoko antoka;+Tsy hangozohozo be loatra mihitsy aho.+ Salamo 121:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy havelany hibolisatra* mihitsy ny tongotrao.+ Tsy ho rendremana mihitsy Ilay mpiambina anao.
23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+
2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, fialofana* azoko antoka;+Tsy hangozohozo be loatra mihitsy aho.+