Salamo 91:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa homeny baiko hanampy anao ny anjeliny,+Mba hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao.+ 12 Hitondra anao eny an-tanany izy ireo,+Mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.+ Ohabolana 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Jehovah no ho tokinao,+Ary harovany mba tsy ho voafandrika ny tongotrao.+
11 Fa homeny baiko hanampy anao ny anjeliny,+Mba hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao.+ 12 Hitondra anao eny an-tanany izy ireo,+Mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.+