1 Samoela 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa i Davida tamin’iny andro iny, ary mbola nandositra+ an’i Saoly ihany izy. Tonga tany amin’i Akisy mpanjakan’i Gata+ izy tamin’ny farany.
10 Dia lasa i Davida tamin’iny andro iny, ary mbola nandositra+ an’i Saoly ihany izy. Tonga tany amin’i Akisy mpanjakan’i Gata+ izy tamin’ny farany.