FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny Israelita. Tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda+ ihany no mbola nisy.+

  • 1 Samoela 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Naniraka olona ho any amin’ny mpitondra rehetra teo amin’ny Filistinina àry izy ireo, dia novoriny izy ireny ary nanontaniany hoe: “Hataontsika ahoana ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely?” Dia namaly ireo hoe: “Aleo afindra any Gata+ ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely.” Nafindran’izy ireo nankany àry ilay Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely.

  • 1 Samoela 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nisy miaramila iray solontenan’ny tafiky ny Filistinina nivoaka avy tao amin’ny tobin’izy ireo. Goliata+ no anarany. Avy any Gata+ izy, ary enina hakiho sy irain-jehy* ny halavany.

  • 1 Samoela 27:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niainga i Davida sy ny 600 lahy niaraka taminy+ ka nankany amin’i Akisy+ mpanjakan’i Gata, zanak’i Maoka.

  • Salamo 56:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ilay hoe “Voromailala Tsy Mahaloa-peo any An-tany Lavitra.” Miktama* nataon’i Davida, tamin’izy voasambotry ny Filistinina tany Gata.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara