-
Jeremia 18:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa ianao kosa Jehovah ô,
Mahafantatra tsara ny tetika rehetra ataon’izy ireo mba hamonoana ahy ho faty.+
Aza manarona ny fahadisoany,
Ary aza kosehina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany.
-