Jeremia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+
15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+