FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mitsara araka ny rariny anefa i Jehovah Tompon’ny tafika.

      Mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo+ izy.

      Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,

      Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana!

  • Jeremia 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa ianao kosa, Jehovah ô, mahalala tsara ahy+ sady mahita ahy.

      Nodinihinao ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+

      Avaho toy ny ondry hovonoina izy ireny,

      Ary atokàny ho amin’ny andro famonoana.

  • Jeremia 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+

      Fa izaho kosa aoka tsy ho menatra.

      Aoka hihorohoro izy ireo,

      Fa izaho kosa aoka tsy hihorohoro.

      Ataovy tonga aminy ny andro iavian’ny loza,+

      Ka torotoroy izy ireo ary aringano tanteraka.*

  • Jeremia 37:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia tezitra be tamin’i Jeremia ireo andriana,+ ka nikapoka azy ary nanagadra azy*+ tao an-tranon’i Jonatana mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara