Salamo 42:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra ô, mamoy fo aho.+ Izany no mahatonga ahy hahatsiaro anao,+Atỳ amin’ny tanin’i Jordana sy ny tampon’i Hermona,Atỳ amin’ny Tendrombohitra Mizara.*
6 Andriamanitra ô, mamoy fo aho.+ Izany no mahatonga ahy hahatsiaro anao,+Atỳ amin’ny tanin’i Jordana sy ny tampon’i Hermona,Atỳ amin’ny Tendrombohitra Mizara.*