FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nampidinin’i Mikala avy teo am-baravarankely avy hatrany i Davida, mba ho afaka handositra ka tsy hiharan-doza.

  • Salamo 18:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Mamonjy ahy amin’ny fahavaloko tezitra be izy;

      Manainga ahy ho lasa ambonin’ireo manafika ahy ianao,+

      Ary mamonjy ahy amin’ny olona mahery setra.

  • Salamo 71:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Andriamanitro ô, vonjeo eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+

      Dia eo am-pelatanan’ny mpampijaly manao ny tsy rariny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara