2 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany. Salamo 59:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Vonjeo amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô!+Arovy aho mba tsy ho azon’ireo mitsangana hanohitra ahy.+
9 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.
59 Vonjeo amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô!+Arovy aho mba tsy ho azon’ireo mitsangana hanohitra ahy.+