Salamo 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba farano re ny zava-dratsy ataon’ny ratsy fanahy e! Ataovy mafy orina kosa ny olo-marina,+Satria ianao ilay Andriamanitra tia rariny,+ izay mandinika ny fo+ sy ny fihetseham-po lalina indrindra.*+
9 Mba farano re ny zava-dratsy ataon’ny ratsy fanahy e! Ataovy mafy orina kosa ny olo-marina,+Satria ianao ilay Andriamanitra tia rariny,+ izay mandinika ny fo+ sy ny fihetseham-po lalina indrindra.*+