46 Androany no hataon’i Jehovah resiko ianao,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Androany koa no homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina. Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+