-
Salamo 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ho azon’ny tananao ny fahavalonao rehetra;
Ho azon’ny tananao ankavanana ireo mankahala anao.
-
-
Salamo 108:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Vonjeo amin’ny tananao ankavanana izahay ka valio aho,+
Mba ho avotra ireo tianao.
-