Salamo 89:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mahery ny sandrinao;+Matanjaka ny tananao;+Misandratra ny tananao ankavanana.+ Isaia 63:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aiza Ilay nanohana ny tanana ankavanan’i Mosesy+ tamin’ny sandriny be voninahitra,Dia Ilay nanasaraka ny rano teo alohan’izy ireo,+Mba hampahalaza ny anarany mandrakizay?+
12 Aiza Ilay nanohana ny tanana ankavanan’i Mosesy+ tamin’ny sandriny be voninahitra,Dia Ilay nanasaraka ny rano teo alohan’izy ireo,+Mba hampahalaza ny anarany mandrakizay?+