-
Deoteronomia 1:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Hoy anefa i Jehovah tamiko: ‘Lazao amin’izy ireo hoe: “Aza miakatra hiady fa tsy hanampy anareo aho.+ Raha miakatra any ianareo, dia ho resin’ny fahavalonareo.”’
-
-
Deoteronomia 20:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+
-
-
Josoa 7:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy hahatohitra ny fahavalony àry ny Israelita. Handositra an’ireo fahavalony izy ireo, satria lasa voatokana haringana koa. Ary tsy hanampy anareo intsony aho, raha tsy fongoranareo tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.+
-