FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Henoy ny antso vonjy ataoko,

      Ry Mpanjakako sy Andriamanitro ô, fa ianao no ivavahako.

  • Salamo 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mba henoy aho fa mangataka ny rariny, Jehovah ô!

      Mba henoy aho fa miantso vonjy;

      Henoy ny vavaka ataoko amim-pahatsorana.+

  • Salamo 28:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,

      Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+

  • Salamo 55:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Henoy ny vavaka ataoko, Andriamanitra ô,+

      Ary aza odiana tsy hita ny fangatahako famindram-po.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara