Salamo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izaho matoky hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hifaly ny foko noho ny asa famonjena ataonao.+ Salamo 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihoby izahay noho ny asa famonjena ataonao;+Hasandratray amin’ny anaran’ny Andriamanitray ny saina kely entinay.+ Hotanterahin’i Jehovah anie izay rehetra angatahinao!
5 Fa izaho matoky hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hifaly ny foko noho ny asa famonjena ataonao.+
5 Hihoby izahay noho ny asa famonjena ataonao;+Hasandratray amin’ny anaran’ny Andriamanitray ny saina kely entinay.+ Hotanterahin’i Jehovah anie izay rehetra angatahinao!