Joba 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manana fo hendry izy sady tena mahery.+ Koa iza no hanohitra azy ka ho afa-maina?+ Nahoma 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mora tezitra i Jehovah+ sady tena mahery.+Tsy hataon’i Jehovah afa-maina mihitsy anefa izay tokony hosazina.+ Ao anaty rivotra mandravarava sy tafio-drivotra izy no mandeha,Ary ny rahona no vovoka eo ambanin’ny tongony.+ Apokalypsy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’izany, dia naheno feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be tany an-danitra aho, niantsoantso hoe: “Derao i Jah!*+ An’ilay Andriamanitsika ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery,
3 Tsy mora tezitra i Jehovah+ sady tena mahery.+Tsy hataon’i Jehovah afa-maina mihitsy anefa izay tokony hosazina.+ Ao anaty rivotra mandravarava sy tafio-drivotra izy no mandeha,Ary ny rahona no vovoka eo ambanin’ny tongony.+
19 Taorian’izany, dia naheno feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be tany an-danitra aho, niantsoantso hoe: “Derao i Jah!*+ An’ilay Andriamanitsika ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery,