7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+
Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
8 Manaram-po amin’ireo zavatra tsara be dia be ao an-tranonao izy ireo,+
Ary omenao zavatra mahafinaritra maro be, ka toy ny hoe ataonao migoka rano avy amin’ny renirano.+